Antananarivo Renivohitra: Notoloran’ny « Fondation VISEO » fiara sy moto ny Polisy Monisipaly sy ny Mpamonjy voina

  • samedi, 15 février 2020 18:26
  • Sary: CUA

Nahazo fiara sy moto ny Polisy Monisipaly sy ny Mpamonjy voina, vokatry ny tohana nataon’ny « Fondation VISEO » ny tanànan’Antananarivo Renivohitra.

Ivondronan’ny orinasa Ocean Trade, Havamad, Continental Auto ary IzyRent ny vondrona VISEO, ka i Moustafa Hiridjee no filohany. Tamin’ny 8 mey 2018 izy ireo no nanangana ny « Fondation VISEO » izay manao asa soa samihafa miantefa amin’ny lafiny sosialy.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.