Lalàna « VBG » : Nankatoavin’ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana

  • mardi, 14 janvier 2020 11:00

Araka ny fanapahana laharana faha-02-HCC/D3 ny 13 janoary 2020 dia nankatoavin’ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana fa mifanaraka amin’ny Lalampanorenana sy amin’ireo fifanarahana iraisam-pirenena nankatoavin’i Madagasikara ny lalàna « loi n°2019-008 relative à la lutte contre les violences basées sur le Genre ».

 
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.