SECES: Hanao fivoriambe rahampitso zoma 29 novambra

  • jeudi, 28 novembre 2019 11:09
  • Sary nomena

Nampihantona ny fitokonany ary nampihemotra izany ho amin’ny fotoana manaraka ny SECES noho ny fifidianana Ben'ny tanàna sy Mpanolontsaina, izay natao nanerana ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara ny tontolo andron’ny alarobia 27 novambra 2019.

Hanao fivoriambe ny SECES rahampitso zoma 29 novambra 2019 handinihana ny tohin’ny fitakiana sy ny endrika hisehoan’izany.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.