Zotra an-dalamby: Mitsirika ireo lohamasina roa ho an’ny FCE ny teknisianina

  • mercredi, 11 septembre 2019 16:59
  • Sary nindramina

Tonga any Balmaseda, Bilbao, Espagne ireo teknisianina roalahy nalefan'ny Ministeran'ny fitaterana, ny fizahantany ary famatarana ny toetrandro, hijery ifotony ireo lohamasina roa ho an'ny FCE (Fianarantsoa-Côte Est). Raha tsy misy ny fiovana dia ho tonga ao Fianarantsoa alohan'ny faran'ity taona 2019 ity ireo lohamasina ireo.

Fampanantenan'ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ny hahazoana ireo lohamasina ireo, ho an’ny FCE.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.