Fahasalamana: Ady amin'ny aretina HEMOPHILES na ny fijininihin'ny rà lava

  • mardi, 13 août 2019 20:16
  • Sary Njaka

Nanao valandresaka ho an'ny mpanao gazety ny teo anivon'ny ministeran'ny fahasalamana, izay natao tao amin'ny HJRA Anosy, mahakasika ny aretina HEMOPHILES na ny fijininihin'ny rà lava.

Nanazava mahakasika izany moa ireo tompon'andraikitra ary
nilaza izy ireo fa azo tsaboina sy sorohina tsara io fijinihin'ny rà io.
Misy ny tetik'asa manamora ny fitsaboana izany eo anivon'ny ministeran'ny fahasalamana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.