Sosialim-bahoaka: Mitohy ny fitsinjarana ny « Vary Mora »

  • lundi, 22 juillet 2019 15:53

Mitohy ny fitsinjarana ny « Vary Mora ». Nisy ny fiovana satria raha alarobia sy sabotsy ny fivarotana teo aloha, dia lasa talata sy zoma indray izany, raha ny fandaharam-potoana vaovao. Ho an’ny faritra Analamanga manokana dia anjaran’ny Distrikan’Ambohidratrimo sy Atsimondrano no hisy fizarana.

Ho an’ny rahampitso talata 23 jolay dia eny Amboaroy, Ambodirano, K7, Talatamaty, Tanjondava, Namontana ho an’ny Distrikan’Ambohidratrimo.

Ampanefy, Soalandy, Ampahitrosy, Ambaniala, Antanetikely, Ambavahaditokana, Andranonahoatra, Anosizato Ampefiloha ary Ampitatafika Antsimombohitra kosa ho an’ny eny Antsimondrano.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.