Amboronabo – Bekily: Mbola sekoly tafo lanitra sy ladina an-tany

  • mardi, 16 juillet 2019 17:31
  • Sary: Aurélien Andriamaroelahy

Mazoto mampiana-janaka ny ray aman-dreny eto Amboronabo, Kaominina Manakompy, Distrikan’i Bekily, Faritra Androy. Hetahetan’izy ireo ny mba hananana foto-drafitrasa sahaza ho an’ny fampianarana eto amin’izy ireo, satria mbola tafo lanitra, tsy misy dabilio fa ladina an-tany no ianaran'ny ankizy amin’ny fanabeazana fototra.

(Sary: Aurélien Andriamaroelahy)

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.