La pavé: Hetsika HIRATRA

  • jeudi, 11 juillet 2019 13:10
  • Sary Njaka

Notanterahina tao amin'ny le pavé Antaninarenina ny Hetsika HIRATRA, izay fanentanana atao hiatrehana ny ho avy sy fampahafantarana izay tokony atao eo amin'ny fiainana.

Maro ireo olona tonga nanatrika ity fanentanana ity, indrindra ireo tanora izay mitady asa no ankamaroany, ary ao ihany koa ireo izay mbola mpianatra.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.