Asaramanitra: Nanolotra fanomezana ho an’ireo zokiolona sy ankizy madinika ny Fiadidian’ny Praiminisitra

  • vendredi, 28 juin 2019 09:01
  • Sary nomena

Nisitraka izany ny teny amin’ny fokontanin’i Mahazoarivo ny 25 jona 2019 teo, ho fanamarihana ny fankalazana ny faha-59 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara.

Nisolo tena ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, Ntsay Christian, nitarika ny fizarana ny Sekretera Jeneralin’ny governemanta, Razanadrainiarison Rondro Lucette, notronin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny teo amin’ny Primatiora.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.