Kermesin'ny Foloalindahy: Ho avo folo heny ny hatsarany amin'ny 2020

  • dimanche, 23 juin 2019 14:53
  • Sary nindramina

Tonga nitsidika ny kermesin'ny Foloalindahy teo amin'ny Kianjan'i Betongolo - Antananarivo ny filoham-pirenena sady filoha faratampon'ny Foloalindahy, Andry Rajoelina. Nandritra izany no nilazana fa dia ho avo folo heny ny hatsaran'ny kermesin'ny Foloalindahy amin'ny taona ho avy, hankalazana ny faha-60 taonan'ny fahaleovantena.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.