Herinaratra: 8 lavitrisa Ariary ho an'ny tontolo ambanivohitra

  • lundi, 10 juin 2019 18:03

Manokana vola 8 lavitrisa Ariary ny Ministeran'ny Angovo, ny Rano sy ny Akoranafo hampiroboroboana ny famatsiana herinaratra ho an'ny tontolo ambanivohitra. Hanamora ny fanatanterahana izany ny ADER (Agence de Développement de l'Electrification Rurale), izay manamarika ny faha-15 taona nijoroany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.