Madagasikara-Frankôfônia: Hanamafy ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry fampianarana

  • mercredi, 29 mai 2019 17:54
  • Sary nomena

Nisy omaly ny fihaonan’ny Filoha Andry Rajoelina tamin’ny Sekretera Jeneralin’ny OIF (Organisation Internationale de la Francophonie) Louise Mushikiwabo tao amin’ny foiben’ity Vondron’ny tany mampiasa amin’ny ampahany na manontolo ny teny frantsay.

Nohamafisina nandritra izany fihaonana izany ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry fampianarana, indrindra eo amin’ny lafiny fampitaovana ny mpianatra sy fampiofanana ireo mpampianatra malagasy.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.