Andranomadio Toamasina: Nanohana ny fitsaboana faobe i Naharimamy Irmah

  • samedi, 20 avril 2019 14:47
  • Sary nomena

Mitohy hatrany ny fanampiana ataon'i Kandida ho solombavambahoaka eto Toamasina I, Naharimamy Irmah.

Nanao hetsika goavana izy sy ireo mpiara-miasa aminy nanohana ireo mpitsabo, nitondra fanafody hitsaboana ireo olona rehetra mila izany.

Maro tokoa ireo olona tsy afaka mitsabo tena noho ny tsy fisiana, ka niteraka fanentenana ho azy ireo izao fitsaboana faobe izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.