Antaninarenina: Atrik'asa Fikambanan'ny vehivavy sembana mijoro

  • mercredi, 17 avril 2019 11:18
  • Sary Njaka

Manantanteraka atrik'asa mahakasika ny olana sedrain'izy ireo, ireto vehivavy misy fahasembanana ireto nanomboka omaly talata 16 aprily 2019.

Maharitra telo andro moa izy ity ka hifarana ny alakamisy ho avy izao ao amin'ny Le Pavé Antaninarenina.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.