Sambava: Simbain'ny olona ny "barrière de corail"

  • lundi, 11 mars 2019 11:47
  • Sary nomena

Lasa akora amidy na ampiasan'ny olona amin'ny fanaovana lavapiringa ireto vatohara avy amin'io "barrière de corail" io, nefa anisany miaro ny trozona tsy ho fefika ary indrindra indrindra toeram-ponenan'ny karazana hazandro sy zava-maniry an-dranomasina aman'arivony, saingy jerem-potsiny.

Raha potika anefa ny "récif corallien" dia ho maro ny zavamanaina sy zavamaniry an-dranomasina mety hanjavona sy ho lany tamingana.

Hihena miandalana ny vokatra an-dranomasina rehefa potika ny vatohara ary dia ho very asa manaraka an'izay ireo mpanjono madinika. 

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.