Fambolen-kazo: Nanatanteraka ny adidiny ny fianakaviamben’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana

  • mercredi, 06 mars 2019 12:53
  • Sary : HCC

Tamin’ny tany miaramila mirefy 1ha eny Tamponketsa PK 125, lalam-pirenena fahefatra no nanatanterahan’izy ireo izany ny zoma 01 martsa 2019.

Nilaza ny Filohan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana, Jean-Eric Rakotoarisoa fa « tsy tokony hionona amin’ny fambolen-kazo tsotra fotsiny isika eto amin’ny firenena fa tokony ho rakofana ala mihitsy ny firenena. Izany no atao dia satria efa tena simba ny tontolo iainana ».

Fiaraha-miasa amin’ny Miaramila eny an-toerana ny fanaraha-maso ny asa.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.