Anosy: Fankalazana ny herinandron'ny rano

  • mardi, 05 mars 2019 14:49
  • Sary Gasypatriote

Notanterahina teny amin'ny DLC Anosy ny herinandron'ny rano, izay notarihin'ny minisitry ny rano androany.

Maharitra hatramin'ny alakamisy izao ity hetsika ity.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.