Trangam-piainana: Vao narary dia nilazaon-drainy i Ericka kely sy ny reniny

  • mardi, 26 février 2019 14:25
  • Sary nomena

Avy Manjakandrina ry Ericka. Tsy salama, misy rano ny lohany ary manao krizy matetika ka torana mihitsy indraindray. Mila fandidiana maika i Ericka. Fianakaviana sahirana anefa izy ireo. Tsy miasa ny reniny, ny dadany indray nandao azy mianaka vao nihombo ny aretin’i Ericka kely.

Miantso vonjy amin’ny malala-tanana ny reniny, hiatrehana ny fandidiana tsy maintsy atao hanavotana ny ain’i Ericka.

Laharana ahafahana mifandray aminy :
034 47 706 27 na 032 46 914 11

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.