Menabe: Manafika ny andiam-balala kijeja

  • dimanche, 24 février 2019 14:16
  • Sary: Faritra Menabe

Taorian'ny ranobe nateraky ny andro ratsy ny volana janoary teo, narahan'ny hafanana be mananika ny 40°C, dia manafika aty Menabe indray koa izao ny andiam-balala kijeja maro.

Nahitana izany tamin'ny lalana miazo an'i Belo Tsiribihina, Allée des Baobabs, Bekonazy... raha ny omaly.

Ahiana hihanaka ka hamotika ny fambolen'ny tantsaha aty amin'ity faritra ity ireto kijeja ireto raha tsy voafehy haingana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.