Ankilizato-Mahabo: Nanatitra fanafody kitrotro ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka Pr Juliot Rakotonirina

  • lundi, 11 février 2019 16:23
  • Sary Gasypatriote Morondava

Kaominina isany lasibatry ny valanaretina kitrotro i Ankilizato, Distrika Mahabo, Faritra Menabe. Tonga teto an-toerana nanolotra fanafody hitsaboana maimaimpoana ny mponina ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka Pr Juliot Rakotonirina omaly alahady 10 febroary, ary nijery marary tao amin'ny hopitaly.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.