Fampianarana: Aiza moa no hisy zavatra anjary

  • mercredi, 22 août 2018 06:25

Arakaraky ny tsy nisian'ny fampianarana, telo volana tsy nianatra ny mpianatra eny amin'ny sekolim-panjakana dia nanao CEPE, dia vao maika niakatra ny tahan'ny fahafahana CEPE, lasa 90% mihitsy amin'ny faritra sasany.

Niezaka nanontany ireo mpampianatra dia ity no valiny:

"Mbola Mitohy hatrany ny tolona .........

Maro be ny lesoka hita nandritra iny Fanadinana iny manerana an'i Madagasikara.
Tsy hilaza hafa tsy ireto santionany ireto aho:

Mpianatra Lycée no nitsara.
Tsy nisy fisavana convocation
Gardien no niambina
Nadika teny amin'ny tableau ny valin'ny Laza adina dia nasaina nadika.
Délibération baiko midina hoe 06/20.
Nivoaka talohan'ny fotoana ny Laza adina...."

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.