Morondava: Fitsidihan’i Kardinaly Désiré Tsarahazana

  • dimanche, 05 août 2018 21:40
  • Sary nomena

Namangy tamin’ny fomba ofisialy ny Diosezin’i Morondava izy, sady nanamasina pretra iray sy Diakra efatra. Nifanojo indrindra amin’ny fankalazana ny faha-90 taona nidiran’ny misionera voalohany teto Menabe, izay notsiahivin’i Mgr Joseph Donald Léo Pelletier, Évêque Émérite eto Morondava.

Morondava no diosezy katôlika faharoa notsidihin’i Kardinaly Désiré Tsarahazana toarian’ny nanendren’i Papa azy, raha tany Fenoarivo Atsinanana, izay toerana nanendrena azy ho Eveka, no notsidihany voalohany.

 
 
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.