Port Toamasina: Mpiasa miisa 171 notolorana mari-boninahitra

  • dimanche, 17 juin 2018 19:51
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Natao ny zoma maraina teo, tao amin’ny « Foyer social canada », toeram-pilanonan’ny Port Toamasina (SPAT), ny fanolorana ny mari-boninahitra ho an’ireo mpiasa miisa 171 nahavita be teo anivon’ny seranana, isan’ireo nisitraka izany ny tale jeneraly Avellin Christian Eddy.

Nanome voninahitra ny lanonana ny minisitry ny fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro Ralava Beboarimisa, sy ny filohan’ny komitim-pitantanan’ny SPAT sady mpanolotsaina manokan’ny filoham-pirenena Rtoa Razanadrakoto Herisoa.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.