Foara “Manengy Vara”: Mampisongadina ny harena misy aty Anosy sy Androy

  • jeudi, 07 juin 2018 22:39
  • Sary nomena

Tanterahina eto Tolagnaro ny 6, 7 ary 8 jona ny andiany voalohany amin’ny tsenabe iraisam-paritra “Manengy Vara”, hanasongadinana ny harena misy aty Anosy sy Androy ary hanehoana ny firaisankina.

Samy mampiseho ny vokatra mampiavaka azy ireo fikambanana, kaoperativa ary orinasa misy amin’ireo Distrika efatra eto Androy sy ireo Distrika telo ao Anosy amin’ireo trano heva am-polony maro mitomandavana eo amin'ny tokontaniben'ny Lapan'ny Tanàna.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.