SOS Fahasalamana: Nifanintona dia main’ny rano mafana i Jean Michel

  • jeudi, 17 mai 2018 11:46
  • Sary Gasypatriote Mahajanga

Zazalahy kely 7 taona i Rakoto Jean Michel, mila tolo-tànana izy noho ny fahamaizana nahazo azy.

Manana aretina mifanintona ity zaza ity ka nandritra ny fotoana nampihetsika ny aretiny no nilatsaka tao anaty rano mafana ny tanany.

Monina eny Ampasika Mahajanga ity zaza ity, miantso ireo tsara sitrapo sy malala-tanana ny ray aman-dreniny ho fanampiana amin'ny fitsaboana azy.

Laharan'ny finday ahazoana ny reniny, Rtoa Nambinina 032 90 033 84.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.