Tolagnaro: Tonga nitokana biraom-pokontany ny minisitra Chabani Nourdine

  • mercredi, 09 mai 2018 14:42
  • Sary Gasypatriote Tolagnaro

Trano misy efitra telo izy ity, notokanana ny sabotsy 5 mey 2018. Tonga nitokana izany ny minisitry ny varotra sy fanjifana Chabani Nourdine, izay nanolotra ordinatera fitondra mandehandeha, ny Faritra kosa nanolotra seza sy latabatra.

Izao ny eto Bazarikely, iray tamin’ireo Fokontany miisa 12 eto Tolagnaro ambonivohitra, no manana birao mahaleotena fa tany an-tokantranony no niasa ny sefo Fokontany hatramin’izay.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.