Commune Urbaine Sambava: Tsy nandray karama hatramin’ny volana janoary 2018 ny mpiasa

  • mardi, 08 mai 2018 09:09
  • Sary Gasypatriote Sambava

Manomboka mampaneno lakolosy ireo mpiasan’ny Commune Urbaine Sambava fa tsy nandray karama hatramin’ny fiandohan’ity taona 2018 ity. Manodidina ny 49 tapitrisa Ariary eo isam-bolana ny karaman’ny mpiasa tsy voaloa io.

Mametra-panontaniana ihany koa ireo mpiasa ny antony tsy nahavita mandraka androany ny « bugdet primitif 2018 » izay efa tokony ho vita telo volana mialoha na farafahatarany telo volana aoriana.

Tsy mampino ihany koa hoy ny mpiasa raha milaza ho tsy manam-bola ny Kaominina satria raha ny Taxi Bajaj miasa eto fotsiny dia tafakatra 2.085 ny isany raha toa ka 1.200 izany tamin’ny taon-dasa.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.