Fanadiovana faobe: Nanatanteraka ny andraikiny ireo mpiasa birao

  • mercredi, 10 janvier 2018 19:52
  • Sary Gasypatriote

Notanterahana androany 10 janoary ny androm-pirenena amin'ny fanadiovana faobe izay natokana iraisan'ny eto Madagasikara, hiadiana amin'ny pesta, ka andro izay tsy hiasana nefa handraisan-karama.

Maro ireo toeram-piasana no nanadio ny faritra misy azy, na ny anatiny na ivelany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.