Tontolo iainana: Velaran-tany 10.000ha no ho rakofan’ny Fanalamanga zanakazo

  • mardi, 12 décembre 2017 11:00
  • Sary Sobika Ambatondrazaka

Fanambin’ny orinasa amin’ity taom-pambolen-kazo 2017-2018 ity ny havitana mamboly zanakazo hatramin’ny 10.000.000 fototra amina velaran-tany 10.000 ha.

Fambolena zanakazo kesika miisa 1700 fototra miampy zanakazo kininina safiotra 700 fototra no nisantarana izany tao Analatsara, Kaominina Ambohibary Distrika Moramanga ny faran’ny herinandro teo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.