IBIS Ankorondrano: SYMPOSIUM iraisam-pirenena ho an’ny fiarovana ireo zava-maniry

  • mardi, 19 septembre 2017 11:00
  • Sary Njaka

Notanerahina ny alatsinainy 18 septambra tetsy amin’ny IBIS Ankorondrano ny SYMPOSIUM iraisam-pirenena ho an’ny fiarovana ireo zava-maniry izay efa ho lany tamingana eto Madagasikara.

Maharitra dimy andro moa ity karazana hatrik’asa sy dinika ity izay eo amban’ny fiahian’ny FAO.

 

Commentaires (54)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.