Ranon’i Dabaraha: Ahiana ny fifandonana raha tsy voavaha ny olana

  • dimanche, 10 septembre 2017 19:01
  • Sary Sobika

Nisy fivoriana teo Tanambao, sampanan-dalana mandeha any Belo sur Tsiribihina omaly, nitadiavam-bahaolana. Ny zava-misy dia misy manimba sy mamaha isak’alina ny fitaovana fampankarana rano eo amin’ny barazy.

Mandrahona hitokona ireo manan-tany miandry rano amin’io tohodranon’i Dabaraha io, raha tsy ahitana vahaolana rahampitso.

 

Commentaires (134)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa