Ambodin'Isotry: Fankalazana an'i Mb Terezy avy any KALKUTTA

  • mercredi, 06 septembre 2017 14:19
  • Sary Njaka

Nankalazana omaly talata 05 septambra ny faha 20 taona nahafatesan’I Masimbavy Terezy avy any KALKUTTA na ny tena anarany Gonxha Agnes Bojaxhiu.Teraka tamin’ny 26 aogositra 1910 tany Skopje,atao hoe Macedonia ankehitriny.

Nanorina fikambanana efatra i Mère Teresa ankoatry ny Sœurs Missionnaires de la Charité, ary maro dia maro ireo fahagagana vitany tamin’ny olona izay nangata-bavaka taminy.

Nisy araka izany ny lamesa ho fankalazana izany andro izany tao amin’ny Foyer an'ny Masera tetsy Ambodin’isotry izay notronin’ireo ankizy taizaina eny.

 

Commentaires (23)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa