Mahajanga: Hiara-hiasa ny oniversite sy ny mpandraharaha

  • mardi, 05 septembre 2017 22:42
  • Sary Sobika Mahajanga

Olana goavana sedrain'ireo mpianatra vao avy nahavita fianarana ny fitadiavana asa, noho ny tsy fisian'ny tolotr'asa mifanaraka amin'ny mari-pahaizana ananan'izy ireo na ny fepetra apetrak'ireo orinasa izay tsy mifanaraka amin'ny fahaiza-manao ananan'ireo mpianatra.

Ho famahana ny ampahany amin'io olana io, dia nanasonia fifanaraham-piaraha-miasa ny oniversiten'i Mahajanga sy ireo mpandraharaha mivondrona ao amin'ny Tranoben'ny varotra sy ny indostria aty an-toerana. Izany no natao mba ahafahana manone lanja ny fikarohana sy ny voka-pikarohana nataon'ireo mpianatra sy mpikaroka eny anivon'ny anjery manontolo.

Manana voka-pikarohana maro azo trandrahana, ho an'ny fampandrosoana, ny oniversiten'i Mahajanga, saingy sahirana amin'ny mpiara-miasa mandray ireo vokatra ireo sy ny manam-pahaizana mivoaka avy ao, io no antony nampiposaka ny hevitra nikarakarana ny "Salon de la recherche, au service de l'économie et de l'emploi" tamin'ity taona ity. Ahafahana mampifandray ny mpandraharaha sy ireo mpisehatra eny amin'ny oniversite, ankoatra ny fanampiana ireo mpianatra vao nahazo ny mari-pahaizana bakaloreo amin'ny lalam-piofanana ho arahina.

Nisokatra androany talata 05 septambra 2017 ity vovona-pikarohana miompana amin'ny toekarena sy ny famoronana asa mendrika ity, ary aharitra 4 andro, eny amin'ny Bord de la mer no hanatanterahana azy.

Trano heva 35 no mampiranty ety an-toerana, ahitana ireo sampam-pampianarana sy ivon-toeram-pikarohana eny amin'ny oniversiten'i Mahajanga hotronin'ireo mpandraharaha mivondrona ao amin'ny Tranoben'ny varotra sy ny indostria.

 

Commentaires (5)
  • Propecia Hautarzt [url=http://tadalaf20mg.com]cheap cialis[/url] Amoxicilina Canada Free Shipping Finax And Propecia Propecia Hsa Viagra
    mardi, 21 novembre 2017 17:50
  • Cialis Apotheken Umschau Retin A [url=http://sildenafdosage.com]viagra[/url] Tadalis Sx 20 Mg Amoxicillin For Ear Infections Priligy De 30 O 60
    jeudi, 05 octobre 2017 03:02
  • Achat Clomid Clomiphene [url=http://cheapviafast.com]buy viagra online[/url] Levaquin Low Price Buy Clozapine No Prescription
    mercredi, 04 octobre 2017 11:42
  • Cialis Nicht Nehmen [url=http://cialtobuy.com ]generic cialis[/url] Levitra Generico Andorra
    Propecia Long Term Lowest Price Tadalis Sx Soft
    Slidenfil Sublingual Tabs cialis Viagra Da Giovani
    lundi, 18 septembre 2017 22:12
  • Treating Rabbits With Amoxicillin [url=http://cialtobuy.com ]online pharmacy[/url] Buy Lasix Water Pills
    Comprar Cialis Por Telefono
    Vacaciones Propecia online pharmacy Venta Kamagra Madrid
    vendredi, 15 septembre 2017 17:47
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.