Matsakabanja Mitsinjo: Mamita ny tetezana ny tanora

  • dimanche, 06 août 2017 17:57
  • Sary nomena

Amantaonany maro no nagatahan'ny mponina ny anamboarana ny tetezana mampitohy an'ny Andolomikopaka sy ny tanàna Antsohery, Distrika Mitsinjo, Faritany Mahajanga. Misy voay io rano io ka mampijaly ireo mpianatra mamonjy sekoly aty Andolomikopaka.


Ireo tanora RNGM (Regroupement des Nouvelles Generations De Maroambitsy) SY PROANR (Pro Andry Nirina Rajoelina) miaraka no niaranisalahy tamin'ny Fokonolona nandritra ny fanamboarana tetezankazo tato Matsakabanja Mitsinjo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.