Doany Miarinarivo - Mahajanga: Nanolotra omby iray ny Assanati Famo Gidraka

  • lundi, 10 juillet 2017 14:53
  • Sary Sobika Mahajanga

Anjara biriky ho fanamarihana ny FITAMPOHA ity tolotra ity, izay natao androany maraina sady tafiditra amin’ny hetsika ara-tsosialy fanaon'ny fikambanana.

Hanomboka anio mitatao vovonana ny fanompoana eny amin'ny Doany Tsararano Miarinanivo, ary haharitra herinandro izany, hotarihin’ ny Ampanjaka Rasoamaody.

Maro ny olona tonga ety an-toerana mitondra fanatitra sy mangata-pitahiana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa