Arendrina taratasy

  • samedi, 17 juin 2017 12:48
  • Sary Njaka

Efa mihavitsy tanteraka ny mpanjifa azy, kanefa dia mitobaka eran’ny tsena ireo mpivarotra ny Arendrina taratasy vita Malagasy. Izay efa matin’ireo kilalao na ireo jiro vita sinoa, izay mahasarika ireo ankizy Malagasy tokoa.

Heri-taona lasa anefa ireo mpanao asa-tanana no efa manamboatra azy io satria dia mila fotoana tokoa, nefa fotoana fohy ihany koa no amarotana azy, izay tsy fantatra ny tsena raha andeha na tsia.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Commentaires (135)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa