Mahajanga: Nitondra solo-tsakafo ho an’ireo mpino silamo ny ASSANATI FAMO GIDRAKA

  • samedi, 17 juin 2017 10:39
  • Sary Sobika Mahajanga

Hetsika efa fanaon’ity fikambanana ity ny manampy ara-tsakafo ireo mpino silamo, indrindra rehefa fotoan'ny Idy sy ny fifehezana ny andron’ny Ramadany.

100 mahery ireo mpino silamo nozaraina solon-tsakafo ity, ka ireo olona efa nahazo taona no nezahin’ny fikambanana nomena ireo fanampiana ireo.

Hitohy amin'ny fizarana arendrina ho an’ireo ankizy sahirana ao anatin’ny fokontany 26 eto Mahajanga indray ny hetsika mialohan’ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 jona izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa