CNTEMAD: Miatrika fanadinana

  • lundi, 12 juin 2017 22:00
  • Sary Sobika

Manomboka androany ny fanadinana eo anivon’ny CNTEMAD – Centre National du Télé-Enseignement de Madagascar, ka tsy hifarana izany raha tsy ny alarobia ho avy izao.

Raha ny ao amin’ny LMA Ampefiloha manokana dia ny filière Droit no miadina ao, izay ahitana mpiadina 3800, ary ahitana taranjana enina. Maro anefa ireo toeram-panadinana toy ny JJ Rabearivelo, CEG Nanisana, Lycée Faravohitra.

Milamina tsara araka izany ny fizotran’ny fanadinana hoy Ramatoa Harimalala Voahangy Nirina izay mpiandraikitra ny Centre régional Antananarivo.

 

Commentaires (4)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa