Fiofanana: Fiarovana ny sisin-tany

  • lundi, 20 mars 2017 21:07
  • Sary Njaka

Manomboka androany 20 martsa ka hatramin’ny 7 aprily 2017 dia hisy ny fiofanana ho fiarovana ny sisin-tany hiarahana amin’ireo tatsambo vahiny izay hifanome traik’efa amin’ny Madagasikara sy Comore.

Ny CRIMARIO moa no mikarakara izany na ny Critical Maritime Routes Indian Ocean. Miisa 12 izy ireo no mpiofana mandray anjara amin’izany.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa