Sociale

    • lundi, 26 décembre 2016 22:39
    • Sary nomena

    Fianakaviana Rajoelina: Nisafidy hanao Noely miaraka amin'ireo kamboty sy mahantra

    Noely hafa kely tokoa ny teny Andralanitra Ankamasoa eo ambany fiahian'i Père Pédro, fa dia nisafidy nanao Noely miaraka amin'ireo ankizy sy tanora kamboty sy mahantra karakarain'ity Pretra ity ny fianakavian'i Filoha Rajoelina. Tao anatin'izany no nanoloran'izy dimy mianaka vary 8 taonina, ary vatomamy, chocolats, biscuits ho an'ny ankizy tsirairay avy. Nanao teny fohy fisaorana an'Andriamanitra sy ho an'i Père Pédro ny Filoha Andry Rajoelina, ary maniry izy ny ahazoan'i Père Pédro Prix Nobel noho ny asa soa vitany, izay miavaka maneran-tany. Tamin'ny 25 desembra 2012 no niaraka nanao Noely teto amin'ny Ankamasoa ny fianakavian'i Filoha Rajoelina, ary izy ireo ihany koa no nangataka ny hanao Noely eto amin'ny Ankamasoa amin'izao.  
    Lire la suite ...
    • lundi, 26 décembre 2016 16:05
    • Photo d'Archives Sobika Fianarantsoa

    Fianarantsoa : Le délestage n’est toujours pas maîtrisé

    La ville de Fianarantsoa n’aurait pas profité d’une célébration de la Nativité sans coupures d’électricité. Le délestage n’est toujours pas maîtrisé dans une ville où l’on ne cesse de promettre son arrêt définitif dans une période donnée, du moins son atténuation. L’indignation de la population ne suffit cependant pas à contraindre les responsables à résoudre le problème lié au manque de carburant ou associé à la météorologie. D’ailleurs, cette dernière est souvent montrée du doigt lors des communications effectuées par les dirigeants.
    Lire la suite ...
    • lundi, 26 décembre 2016 14:04
    • Tahirin-tsary Sobika

    Antsirabe : Olona roa matin’ny toaka nandritra ny fetin’ny Noely

    Nilamindamina ny fetin’ny Noely ho an’Antsirabe raha resaka lozam-pifamoivoizana sy ny tranga teo amin’ny fisotroana rehefa fety. Na izany aza nisy olona dimy naratran’ny fitaingenana moto Scooter, tsy dia goavana anefa ny ratra. Olona roa kosa no matin’ny toaka raha ny tatitra tao amin’ny hopitaly atsimo ka ny iray tonga tao ny alahady marainan’ny Krismasy fa tsy avotra intsony ary ny iray hafa kosa hita faty teny an-dalana.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 23 décembre 2016 20:45
    • Sary Sobika Ambatondrazaka

    Ampasikely : Nanolotra fanomezana ho an’ireo mpianatra mendrika ny Ben'ny tanàna Jean Louis Robinson

    Voatsinjo manokana tamin'izany ireo telo voalohany isaky ny kilasy ao amin'ny Kaominina iadidiany, ka samy nahazo ny anjarany avy na ny tamin'ny sekolim-panjakana na ny tamin'ny sekoly tsy miankina. Nahazo lamba fitafy avy amin'ny Ben'ny tanànan’Ampasikely-Amparafaravola Dr Jean Louis Robinson ihany koa androany ny mponina ao Ambodiafo.  
    Lire la suite ...
    • vendredi, 23 décembre 2016 19:52
    • Sary Sobika Fianarantsoa

    Oniversiten'i Fianarantsoa : Nandeha nisotro ronono Dr Ratalata Pascal

    37 taona niasàna teo amin'ny fampianarana ambony ny Dr Ratalata Pascal, 27 taona teo amin'ny oniversiten'i Fianarantsoa. Nontotosaina ny alakamisy 22 desambra ny fanaovana veloma azy handeha hisotro ronono, izy izay efa mpitantana sy nitana andraikitra lehibe tao an-toerana. Isan'ny nanamarika izany ny fiovan'ny satan'ny CUR (Centre Universitaire Régional) ho oniversite mahaleotena eo amin'ny fitantanandraharaha, ny fampianarana ary ny ara-bola. Izy ihany koa no nanangana sy nitantana ny ISTE na ny Ivontoeram-piofanana momba ny tontolo iainana. Sedra lehibe nolalovany ny vanim-potoana fanadiovana na “assainissement” eny amin'ny anjerimanontolo. Nahitàna fiaraha-miasa ara-pikarohana toy ny ao amin'ny Valbio Ranomafana ny tenany miampy ny fandalinana ara-tsiansa simika toy ny ento-menaka na “huilles essentielles”.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 23 décembre 2016 15:58
    • Sary Sobika Sambava

    Lehilahy bobo : Notambazana 3 hetsy Ar hanome ny volon-dohany

    Teny an-dalana nitaingina bisikilety hamonjy fodiana i Manantsoa Charlin, omaly tamin'ny 5ora hariva, no nisy fiara 4X4 nijanona teo anoloany, ary niantso azy mba hijanona kely ny olona tao anatiny. Mpiasa amina orinasa iray lehibe eto Sambava i Manantsoa Charlin, ary karazan'irony bobo na "albinos" irony izy. Rehefa nijanona dia niangavy mba hivarotra ny ampahany amin’ny volony ka homena 3 hetsy Ariary fa misy zavatra itadiavana ny karazam-bolo tahaka ny azy izao.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 23 décembre 2016 11:43
    • Sary Nomena

    Manerinerina - Ambatoboeny : Rongony sy paraky gasy saron’ny Zandary

    Rongony milanja 17 kilao, ary paraky gasy milanja 74 kilao no saron’ny Zandary ao amin’ny Kaominina Manerinerina, Distrikan’Ambatoboeny, ny harivan’ny alatsinainy 19 desambra lasa teo. Taorian’ny « Opération MAZAVA » dia nanatanteraka fisavana ireo fiara rehetra mandalo ao Manerinerina ny Zandary ao an-toerana hitandroana ny fandriam-pahalemana amin’izao ankatoky ny fetin’ny Krisimasy sy ny faran’ny taona izao.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 23 décembre 2016 10:03

    Sambava : Ankizivavy 15 taona nanjavona efa ho valo andro

    Classe de 5ème ary 15 taona ity ankizivavy ity, monina eo Antaimby, no tsy hita hatramin’izao. Solafaka tamin’ny vadin’ny zokiny izy ka tamin’ny volana oktobra teo vao fantatry ny zokiny ny nafenina rehetra, ary nandritra ity farany nitondra vohoka no nidiran’ny fakam-panahy tamin’ny vadiny. Rehefa niseho ny olana dia tonga ny Ray aman-drenin’izy ireo ka tsy naharitra fa nametraka fitarainana tany amin’ny Fitsarana ary voatazona vonjimaika ilay rangahy ka niakatra fitsarana ny 28 novambra 2016. Nivoaka ny didy ka voaheloka hanefa sazy ao an-tranomaizina mandritra ny 2 taona ralehilahy ary mandoa onitra 2.000.000 Ariary.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 22 décembre 2016 16:14

    Dépôt de déclaration de patrimoine : Une obligation !

    Le Bureau Indépendant Anti-corruption (BIANCO) rappelle à toutes les personnalités assujetties à la déclaration de patrimoine de s’acquitter de leur obligation de faire ou de renouveler leur déclaration de patrimoine ; ceci dans le cadre de la prévention de l’enrichissement illicite et de la promotion de la culture de transparence et conformément à l’application des articles 2 à 5 et article 34 de la loi n° 2016 - 020 du 22 août 2016 sur la lutte contre la corruption et les articles 40 et 41 de la Constitution de la République de Madagascar.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 22 décembre 2016 15:32

    Antalaha-Ambodimangamamy : Plus de 700 foyers démolis

    Une histoire rocambolesque bouscule actuellement la population du district d’Antalaha. Au niveau du village de Marofody Ambodimangamamy, sur la route menant vers l’aéroport d’Antalaha, plus de 700 foyers subissent une destruction à cause d’un litige des habitants dudit village avec monsieur Serge Tatienne. L’affaire remonte déjà en 2000 et parmi ces habitations on recense des dizaines de constructions en dur.
    Lire la suite ...
Page 10 sur 107
B1 - Polyclinique
B2 - Toa