Sociale

    • samedi, 20 mai 2017 20:24
    • Photos fournies

    Moramanga : Ambatovy réintroduit plus de 1 500 grenouilles Mantella aurantiaca dans la nature, une grande première

    Plus de 1 500 grenouilles Mantella aurantiaca, une espèce endémique et menacée d’extinction, dont 238 individus adultes, 635 têtards et 649 juvéniles, élevées en captivité dans le cadre du Programme de conservation de Mantella d’Ambatovy, ont été réintroduites dans des marais de ponte situés dans les zones de conservation autour du site minier de la compagnie à Moramanga, au mois d’Avril 2017. Ces individus de Mantella ont été élevés dans le centre « Toby Sahona» de l’association Mitsinjo à Analamazaotra-Andasibe, avant d’être relâchés dans de nouveaux habitats viables qui se trouvent dans les Fokontany de Menalamba, Commune rurale Andasibe, de Marovoay, Commune rurale Ambohibary, et d’Ambohibolakely, Commune rurale Morarano.  
    Lire la suite ...
    • mercredi, 17 mai 2017 20:43
    • Sary Njaka

    Fankalazana ny faha 70 taonan'ny Sekoly Sainte Famille

    Nankalaza ny faha 70 taona nijoroany ny sekoly Katolika Sainte Famille etsy Mahamasina. Nisy ny hetsika maro samihafa, nentina nankalaza izany, natomboka tamin'ny fanompoham-pivavahana izany, izay notanterahina teny an-toerana. Ankoatra izay dia nisy ihany koa ny fanokanana fotodrafotr’asa, izay fanavaozana sy fananganana ireo salle des prof sy ireo kilasy maro samihafa. Marihina moa fa manodidina eo amin’ny valonjato sy arivo (1800) eo ho eo ny mpianatra ato amin’ity sekoly ity, izay fanabeazana aram-pinoana moa izy ity.  
    Lire la suite ...
    • dimanche, 14 mai 2017 22:29
    • Sary Sobika Mahajanga

    “Village Touristique” - Mahajanga : Tonga nanala devoly ny Fiangonana Apokalipsy

    Taorian'ny voina an-dranomasina namoizana ain'olona teny amin'ny Village Touristique Mahajanga herinandro vitsy lasa izay, dia nidina teny an-toerana ireo mpino avy amin' ny Fiangonana Apokalipsy eto an-toerana notarihin'ny pastora Andriatsarafara Arthur nandroaka devoly. Asan'ny maizina ary asan' ny devoly no handraisan'izy ireo ny fahafatesan'olona nisesisesy tamin'ity toerana fitsangatsanganana ity ka mila diovina amin'ny alalan'ny vavaka. Harena voajanahary nomen'Andriamanitra ny ranomasina ka tokony hisitraka izany malalaka ny olombelona. Mila miantso an'Andriamanitra izay namorona azy araka izany mba hamaha ny olana sy handresy ny asan'ny maizina. Io no fanazavana nentin'ity antonkom-pivavahana ity mahakasika ny olana momba ny Village Touristique.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 14 mai 2017 18:53

    Fianarantsoa : Nitombo ny isan'ny mpiadina BEPC sy CEPE teto amin'ny Cisco

    Niatrika ny fanadinana ara-panatanjahantena ny mpianatra mpiadina BEPC ny herin'andro teo. Mpiadina miisa 3080 amin’ireo 4429 voasoratra anarana no niatrika io fanadinana ara-panatanjahantena io teto amin'ny Cisco Fianarantsoa. Toerana 2 no nanatanterahana izany dia tao amin'ny kianjan'ny CSFX Ambatomena sy teny amin'ny CRINFP Mahazengy. Niakatra io isan'ny mpiadina io, hoy ny lehiben'ny faripiadidiam-pampianarana eto an-toerana tahaka ny an'ny mpiadina CEPE izay mitontaly 5044 tamin'ity taona ity.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 14 mai 2017 14:03

    Mahajanga : Hiady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina ny tanora Advantista

    Handray an-tanana ireo tanora mifoka sy misotro ny zava-mahadomelina ny fikambanan’ny tanora avy amin’ny Fiangonana Advantista eto Mahajanga. Tanora 200 mahery no kendren’izy ireo homena fitsaboana hialana amin’ny fiankinandoha amin’ny zava-mahadomelina. Maimaimpoana ny fitsaboana ataon’ireo tanora Advantsita ao anatin’ny hetsika « Mahajanga tsy mifoka sigara » izay haharitra enina andro amin’ny toerana misy ny Fiangonana ao amin’ny Fokontany Manga handrasaina ireo tanora vonona hiala amin’ny zava-mahadomelina rehetra.  
    Lire la suite ...
    • dimanche, 14 mai 2017 13:02

    Tsaramandroso – Mahajanga : Zaza tsy ampy taona nanakorontana kerimesin'ny Katolika

    Nokorontanin’ny andian-jatovo, izay tsy ampy taona ny ankamaroany, ny kermesin’ny Ekar Tsaramandroso ny alahady famaranana ny hetsika raha ny fanazavana azo avy amin’ny kaomisera “central” Ramananandro Alexandre Gabriel. Voasambotry ny polisy ny 12 tamin’izy ireo ary natolotra ny Fitsarana.  
    Lire la suite ...
    • dimanche, 14 mai 2017 11:52
    • Sary Sobika Mahajanga

    Assanati Famo Gidraka: Hanajary ny zaridaina Jean Ralaimongo eto Mahajanga

    Tsy mitsahatra ny fikambanana Assanati Famo Gidraka amin’ny fanampiana ny mpiara-belona sy ny fanamboarana ny foto-drafitrasa izay be mpampiasa eto Mahajanga. Isan’ireo toerana hajarian’ny fikambanana ny zaridaina Jean Ralaimongo eny Mahajangabe izay toerana malaza fahiny. Toerana manana ny tantarany izy ity satria dia teo no isany toerana matetika nalehan'ny mahery fo ny firenena tamin’izany andro izany. Fanadiovana faobe ny manodidina ny zaridaina no natao ary fambolen-kazo ihany koa.  
    Lire la suite ...
    • vendredi, 12 mai 2017 22:10
    • Sary Sobika Fianarantsoa

    Fianarantsoa : Feno 25 taona ny Soroptimist International Club eto an-toerana

    Fitokanana tsangambato no nentina nanamarihana izany ny marain'ity zoma 12 mey ity teo Tsianolondroa. Tonga manotrona ny fikambana eto Fianarantsoa ny Filohan'ny SIUM sy ny mpikambana handimby azy ary ny filoha mitarika ny klioba any Toliara. Nanatrika izany ihany koa ireo fikambanana mpanao asa soa sy mpiara-miasa hafa eto an-tanàna. Ny 4 aprily lasa teo dia efa nisy ny fanolorana boky ho an'ny ivontoerana Cedii. Filoha miisa 12 no efa nifandimby nitantana ny klioba teto Fianarantsoa tao anatin'ny 25 taona nisiany ary Gouverneur miisa 3. 22 no isan'ny mpikambana ankehitriny.
    Lire la suite ...
    • mardi, 09 mai 2017 21:46
    • Sary Njaka

    Le Pavé: Atrik'asa momba ny fampiasam-bola

    Natao tao amin’ny le Pavé Antaninarenina, manomboka androany, ny Atrik’asa mahakasika ny hetsika hikarakarana ireo mpampiasa vola ary indrindra ho an’ireo any ambanivohitra. Manamora ny findramam-bola ho azy ireo dia ilay antsoina hoe Banque à distance. Ity atrik’asa ity dia tohanan’I AFD na ny Agence Francaise de Développement.  
    Lire la suite ...
    • mardi, 09 mai 2017 21:12

    Ambatovy renouvelle sa Certification ISO

    Ayant été déjà certifié ISO 9001 : 2008, depuis 2014, le Système de Gestion de Qualité d’Ambatovy vient de renouveler sa certification sous la nouvelle version ISO 9001 : 2015, qui est encore plus rigoureuse, après avoir passé avec succès l’audit de ré-certification mené au mois de février dernier par l’organisation internationale de normalisation. Les résultats de l’audit qui se focalisait essentiellement sur les principes de gestion de la qualité de la production, l’analyse et l’expédition des produits ainsi que sur la gestion des compétences, des actifs de la compagnie, des clients, la finance, du système informatique, de l’approvisionnement, ont été excellents, puisqu’aucune non-conformité aux normes n’a été enregistrée.
    Lire la suite ...
Page 5 sur 125
B1 - Polyclinique
B2 - Toa