Toamasina: Tontosa omaly ny fametrahana ny samboadin’ny Ben’ny tanàna Nantenaina

  • samedi, 15 février 2020 09:53
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Tontosa ny Zoma 14 febroary 2020 ny lanonana fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny Ben’ny tanàna, Rakotonirina Nantenaina Herilala.

Minisitra telo avy ao amin’ny governemanta, dia ny Minisitry ny mponina, ny fiahiana ara-tsosialy ary ny fampivoarana ny vehivavy, Naharimamy Lucien Irmah ; ny Minisitry ny Fanabeazam-Pirenena sy ny Fampianarana ara-Teknika sy arak'Asa, Iarintsambatra Rijasoa Andriamanana Josoa ary ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Ahmad Ahmad, no nanotrona ny lanonana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.