Toamasina: Mitohy ny fitetezana kartie sy ny asa sosialy ataon’i Nantenaina

  • mardi, 22 octobre 2019 12:11
  • Zakaria
  • Sary nomena

Fidinana ifotony mitety Fokontany, dinika sy fifanakalozan-kevitra amin’ny mponina, ary fanaovana asa sosialy. Ireo no isany nanamarika ny telo herinandro nanaovan’i Nantenaina, « précampagne » teto Toamasina.

Kandida amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna eto amin’ny Kaominina ambonivohitra Toamasina i Nantenaina, mitondra ny laharana voalohany (1) amin'ny bileta tokana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.