Bianco: Tsy mbola voatendry hatramin’izao ny Tale Jeneralin’ny Bianco

  • lundi, 22 juillet 2019 17:00
  • Britto

Mandalo tetezamita ny fitantanana ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly na Bianco, taorian’ny tamin’ny 24 jona 2019 nahataperan’ny fe-potoana niasan’ny Tale jeneraly teo aloha, Andriamifidy Jean-Louis.

Ny filoham-pirenena no manendry amin’ny alalan’ny didim-panjakana izay ho Tale jeneralin’ny Bianco, miainga amin’ny tolotra anarana telo alefan’ny komity mpifantina any aminy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.