Antenimieram-pirenena: Feno ireo mpikambana mandrafitra ny Birao Maharitra

  • jeudi, 18 juillet 2019 12:43
  • Zakaria

- Voafidy ho filoha: Razanamahasoa Christine (IRD/Ambatofinandrahana);

- Voafidy ho filoha lefitra Faritany Toliara i Rabenirina Jean Jacques (IRD/Betioky Atsimo);
- Filoha lefitra Faritany Fianarantsoa: Razafitsiandraofa Jean Brunelle (IRD/Ikongo);
- Filoha lefitra Faritany Antananarivo: Rasolonjatovo Honoré dit Papasolo (IRD/Faratsiho);
- Filoha lefitra Faritany Toamasina: Michelle Bavy Angelica (IRD/Fenoarivo-Atsinanana);
- Filoha lefitra Faritany Mahajanga: Rahantinirina Lalao dit Ninà (IRD/ Mahajanga I);
- Filoha lefitra Faritany Antsiranana: Rahelihanta Jocelyne (IRD/ Antsiranana I).

- Voafidy eo amin’ny toeran’ny Kestora 1, misahana ny ara-bola ny depiote, Henri Jean Michel (IRD/Ambovombe);
- Kestora 2, misahana ny fanaovan-dalàna, Rakotomanga Lanto (IRD/Antananarivo II);
- Kestora 3, misahana ny fangaraharahana eny amin’ny Antenimieram-pirenena, Rabenirina Mamy (TIM/ Ambohidratrimo).

- Voafidy ho mpampakateny ankapobeny ny depiote Angèle Solange (Tsy miankina/Amboasary Atsimo);
- Lefiny manampy azy, Rafenomanantsoa Ny Aina dit Anyah (IRD/Antananarivo III).

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.