Antenimieran-doholona: Ankalazaina ny faha 60 taonany

  • jeudi, 18 juillet 2019 12:09
  • Njaka
  • Sary Njaka

Hankalazaina amin'ny alatsinainy ho avy izao ny faha 60 taonan'ny Antenimieran-doholona na ny SENAT, ka atomboka amin'ny fanompoam-pivavahana hiarahana amin'ny be sy ny maro ny maraina ary ny tolakandro kosa dia hisokatra mandritra ny telo andro ny valandresaka ho an'ny rehetra, izay atao eo amin'ny parking ny Sénat ihany, arahina fifanakalozan-kevitra izay tarihin'ny filohan'ny Antenimieram-doholona Rivo Rakotovao.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.