Antenimierandoholona: Valo ny isan’ireo Filoha nifandimby nitantana an’ity Andrimpanjakana ity

  • mercredi, 17 juillet 2019 22:04
  • Britto

60 taona ny Antenimierandoholona. Hankalazaina mandritra ny herinandro manomboka ny 22 ka hatramin’ny 27 jolay 2019 ho avy izao izany.

Miisa valo ireo Filoha nifandimby nitantana an’ity Andrimpanjakana mpanao lalàna ity tao anatin’izay 60 taona izay.

- Gabriel Rajaonson (1959-1960)

- Jules Ravony (1960-1963)

- Siméon Japhet (1964-1972)

- Honoré Rakotomanana (mey 2001-jolay 2002) - (febroary 2016-oktobra 2017)

- Rajemison Rakotomaharo (2002-2008)

- Yvan Randriasandratriniony (mey 2008-martsa 2009),

- Dolin Rasolosoa (2010-2014)

- Rivo Rakotovao (2017 hatramin’izao).

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.