Tabera Randriamanantsoa: “Tokony hisy fisaonam-pirenena”

  • vendredi, 28 juin 2019 22:47
  • Britto
  • Sary nindramina

Naneho ny heviny manoloana ny loza nitranga teo Mahamasina ny harivan’ny 26 jona 2019, nankalazana ny fetim-pirenena, ka namoizana ain’olona 16 sy naharatra olona zato teo ho eo, ny filoha nasionalin’ny antoko Kintana, sady mpandritra ny CRN, Tabera Randriamanantsoa. Milaza ity farany fa tokony hisy ny fisaonam-pirenena satria maro loatra ny aina nafoy.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.