Fikajiana ny isan'ny seza

  • mardi, 28 mai 2019 21:01
  • Tigre

Raha seza tokana no iadiana, dia izay mahazo vato ambony no tonga dia lany.

Raha seza 2 no iadiana dia:
Calcul proportionnel au plus forte moyenne

Ohatra: Fianarantsoa I
Suffrage exprimé na vato manankery (totalin'ny vato rehetra azon'ny kandida rehetra):15254
Ird:6104
Tim: 2254

Q= Quotient électoral= Suffrage exprimé (fa tsy nombre votant)/2 (nombre de siège)= 15254/2= 7627 mahazo seza 1

Samy tsy nahatratra ny quotient électoral na IRD na TIM, izany hoe fizarana voalohany, samy mahazo seza=0 avy.

dia miditra amin'ny plus forte moyenne

IRD=6104/(0+1)= 6104 (vato azo/ (seza azo fitsinjarana voalohany+1)
Tim=2254/(0+1)= 2254

IRD mahazo seza 1

Zaraina indray ny seza faharoa

IRD=6104/(0+1+1)= 3052 (vato azo/ (seza azo fitsinjarana voalohany+ seza fitsinjarana faharoa+1)
Tim=2254/(0+0+1)= 2254

IRD manana reste moyenne betsaka noho ny Tim, dia azony indray ny place faha 2

Résultat final, vokatra farany
IRD= 2 sièges na seza 2
Tim= 0 siège, tsy mahazo seza

Raha atao amin'ny teny tsotra dia raha tsy mahatratra ny antsasaky ny vato azon'ilay voalohany +1 ilay faharoa, dia paodroa ny ny lisitra voalohany.
Vaton'ny IRD 6104, ny atsasak'io 3052+1=3053, nefa ny Tim 2254, izany hoe tsy mahatratra ilay 3053
dia lasan'ny IRD izany ny seza roa na hoe paodroa.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.