Fifidianana solombavambahoaka: Nandray anjara ireo mpanara-maso iraisam-pirenena

  • mardi, 28 mai 2019 10:00
  • Njaka
  • Sary Njaka

Notontosaina ny alatsinainy 27 mey ny fifidianana solombavam-bahoaka eto Madagasikara.

Nilamina tamin'ny ankapobeny raha ny fizotran'ny fifidianana, ary dia hita fa ambany dia ambany ny taham-pavitrihina tamin'ity indray mitoraka ity.

Nanao ny fanarahamaso ireo vondrona iraisam-pirenena izay niaraka tamin'ny filohan'ny CENI nitety ireo birao fandatsaham-bato teny Atsimondrano.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.